Von professionellen Übersetzern, Unternehmen, Websites und kostenlos verfügbaren Übersetzungsdatenbanken.
many netizens also expressed discontent with taxi drivers.
maro ihany koa ireo mpisera aterineto naneho ny tsy fahafaliany tamin'ireo mpamily fiarakaretsaka.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
so find another way of expressing discontent than burning them.
koa mitadiava fomba hafa hanehoana ny tsy fahafaliana fa tsy mandoro azy ireo.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
and everyday citizens continue to pay dearly for the discontent.
ary isan'andro dia misedra ny mafy noho ny hasosorana ny mponina.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
authorities in the republic of chechnya never expressed any discontent with her work.
tsy mbola nampiseho tsy-fahafaliana tamin'ny asany na oviana na oviana ny manam-pahefana any amin'ny repoblikan'i chechnya.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
in this context of widespread discontent, the political firestorm cannot be underestimated.
ao anatin'izao trangan-javatra isian'ny tsy hafaliana faobe izao, tsy azo hamaivanina ny fisian'ny tafiotra ara-politika.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
if this does not breed discontent and dissent, i would be most surprised.”
raha ny toy izany no tsy hamàhana tsy fahafaliana sy fanoherana, dia tena ho gaga aho.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
for some, this was the greatest opportunity to express their discontent with the current administrations.
ho an'ny sasany, io no fanararaotana lehibe hanehoan'izy ireo ny tsy fahafaliany amin'ny fanjakana ankehitriny.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
'anti-selfie bill' breeds discontent in the philippines · global voices
niteraka fahatezerana ny volavolan-dalàna “anti-selfie” ao filipina
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
despite pessimistic views, discontent towards austerity measures and the government keeps gaining momentum.
na dia eo aza ny fijery matroka, tsy fahafaliana manoloana ny fepetram-pifehiezan-kibo dia mbola mihamahazo vahana ny governemanta.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
the mayor has been able to tap into malagasy growing discontent and disapproval of the current regime to gather a following.
hain'ny ben'ny tanàna moa ny namadika ny tsy fahafalian'ny olona sy ny tsy fanekeny intsony ity fitondrana ity hanaraka azy amin'ny fitolomana.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
discontent with the president predates both friday’s protests and the wave of unrest spreading across the region.
tamin'io andro zoma io dia nahitana fanoherana sy fiovaovan'ny fanonjan'ny korontana izay miparitaka manerana ny faritra rehetra, vokatry ny tsy fahafaham-po azo avy amin'ny filoha.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
@sebaserey: what would bachelet feel to see the discontent citizen that exists in chile today?
@sebaserey : ahoana ny fahatsapan'i bachelet mahita ny tsy fahafalian'ny olompirenena shiliana amin'izao fotoana ?
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
but on social networks users had voiced their discontent with bachelet's candidacy and her previous administration throughout the campaign.
saingy any anaty tambajotra sosialy dia naneho ny tsy hafaliany tamin'ny firotsahan'i bachelet sy ireo mpiara-miasa taminy teo aloha nandritra ny fampielezankevitra ireo mpampiasa.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
august 5th marked the 15 year anniversary of the largest uprising of discontent the revolutionary government of castro faced since the early years of the triumph of the revolution.
ny 5 aogositra dia manamarika ny tsingerintaona faha-15n-n'ny fitraorana lehibe indrindra natrehin'ny governemanta revolisioneran'i castro hatramin'ny taona voalohany nandresen'ny revolisiona.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
cellular networks were licensed to operate in syria in 2001 and ever since day one, the media echoed the customers' discontent with service rates.
tamin'ny 2001 ireo tamba-jotran'ny finday no nahazo ny fahazoan-dàlana hiasa tao siria, ary nanomboka tamin'ny andro voalohany, dia nampita ny akon'ny tsy fahafaham-pon'ireo mpanjifa ireo mpampita vaovao isan-karazany manoloana ny vidin'ny tolotra.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
my way to express that frustration was to publish this app ... kind of as a statement against what was happening, a statement of discontent if you will."
ny fomba hanehoako izany fahadisoam-panantenana izany dia ny famoahana ity fampihatra ity....karazana fanambarana izay zava-mitranga, fanambarana tsy fifaliana raha izay no tianao."
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
Warnung: Enthält unsichtbare HTML-Formatierung
as this is an ongoing problem that seems to be worsening to the current critical levels, the population has been showing its discontent, after holding onto the hope that marranzini could solve the problem.
satria moa olana sedraina izy ity dia tahaka ny hoe miharatsy ny toe- draharaha, maneho ny tsy fahafaliany ny mponina, satria diso fanantenana fa hovoavahan'i marranzini ny olana.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
it obviously means that the power and security services are not able to perform their duties or they simply do not want to find and arrest him, in order not to arouse discontent among the many serbs who consider mladic a national hero.
midika mazava tsara izany fa tsy afa-manatanteraka ny adidiny ry zareo na tsy tiany ny hankanesany any aminy ka hisambotra an'i mladic, mba tsy hamoha ny fahatezeran'ny serba maro izay mihevitra an'i mladic ho mahery fon'ny firenena.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
"the growth in the volume of protest activity simply means that this year the regions have seen an increase in the number of protest actions and that people are voicing their discontent with certain issues more often and are more vocal about it.
"ny fitomboana eo amin'ny isan'ny fihetsiketsehana dia midika fotsiny hoe tamin'ity taona ity dia nahitana fitomboan'isa ny hetsika fanoherana ary miteny ny tsy fahafaliany kokoa amin'ireo olana ny olona ary mitabataba kokoa momba izany.
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität:
Warnung: Enthält unsichtbare HTML-Formatierung
having got wind of an upcoming chris brown concert in georgetown which is allegedly being financially supported (at least via tax breaks) by the guyanese government, two blogs are voicing their discontent.
maneho ny tsy hafaliany ny bilaogy roa rehefa naheno feo mikasika ny seho an-tsehatr'i chris brown ho avy izao any georgetown izay araka ny re dia tohanan'ny governemanta goianey (fara-faharatsiny amin'ny alalan'ny fanamaivanana ny hetra).
Letzte Aktualisierung: 2016-02-24
Nutzungshäufigkeit: 1
Qualität: