From professional translators, enterprises, web pages and freely available translation repositories.
many have attributed them to the local authorities and intelligence agency.
maro ireo nihevitra azy ireo fa manampahefana ao an-toerana sy ao amin'ny sampam-pitsikilovana izy ireo.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
the réseau biloba blog expounds on the numerous virtues attributed to this fungus:
hazavain'ny bilaogy réseau biloba ireo toetra marobe ananan'io holatra io :
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
are they proud to wear their new stripes, attributed to them by an illegal power?
manan-kambo ve ry zareo amin'ny fitondrana ny gradiny vaovao, izay nomen'ny fahefana tsy ara-dalàna azy ireo?
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
.anti reacted through a comment , using a phrase often attributed to vaclav havel:
.anti namaly tamin'ny alalan'ny fampiasana ny fehezanteny fampiasan'i vaclav havel matetika:
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
in any case, the decline of literacy cannot be attributed solely to the failure of the educational system.
na ahoana na ahoana, tsy azo atsipy any amin'ny tsy fahombiazan'ny rafi-pampianarana ny fihenan-danjan’ny fahaiza-mamaky teny sy manoratra.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
according to mr mullen, the moe attributed the invitation and then its retraction as a “miscommunication”.
araka ny fanambaràn’i mr mullen, ny fanomezana fanasana avy tamin'ny moe ary ny fisintonana izany indray avy eo dia toa ny “resaka tsy mifankahazo”.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
the claims of irregularities such as illicit campaigning were mainly attributed to supporters of fjp candidate mohamed morsi and former prime minister ahmed shafik.
saika nambara ho fiampangana ny mpanohana ny kandida fjp mohamed morsi sy ny praiministra teo aloha ahmed shafik ny ankamaroan'ny fitarainana toy fampielezan-kevitra tsy ara-dalàna.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
alisa writes noted that riots are worse in other countries and that the little india riot in singapore should not be attributed to nationality or birthplace:
nanamarika i alisa writes fa ratsy kokoa ny rotaka any amin'ny firenen-kafa ary tsy tokony sokajiana mankany amin'ny resaka zom-pirenena na toerana nahaterahana ny rotaka tao little india:
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
rouhani's 2013 election victory has largely been attributed to his progressive campaign promises, among them guarantees for a freer internet.
ny nahazoan'i rouhani fandresena tamin'ny 2013 dia azo ambara fa vokatry ny fampanantenana nandritra ny fampielezan-kevitra nataony mizotra mankany amin'ny fivoarana, ka anatin'izany ny fiantohana ny fahalalahan'ny aterineto.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
recent violence in kwa-zulu natal and durban is being attributed to comments made by the zulu king goodwill zwelithini, who allegedly told foreigners to go home.
ny fanafihana vao nitranga tao kwa-kwa-zulu natal sy tao durban dia vokatry ny fanehoan-kevitry ny mpanjaka "zulu" goodwill zwelithini. heritreretina fa izy no nilaza tamin'ny vahiny ny tokony hodian'izy ireo any amin'ny tany niaviany.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
Warning: Contains invisible HTML formatting
a man who is referred to as ramon gardea indeed appears on a youtube video making these claims, and the video is attributed to chihuahua’s channel 28.
lehilahy iray izay heverina ho i ramon gardea tokoa no hita ao amin'ny lahatsary youtube manao izany fanambarana izany, ary ny lahatsary dia heverina fa avy amin'ny fantsona faha-28 ao chihuahua.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
@moi_bahrain: the report of medical examiner of the public prosecution attributed the death of ahmed jaber to injury of a birdshot.
@moi_bahrain: nilaza ny tatitra avy amin'ny dokotera mpizaha ao amin'ny minisiteram-panjakana fa ratra avy amina basim-borona no nahafaty an'i ahmed jaber .
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
in the original version of this article we wrongly attributed the statement that 50 indigenous people had committed suicide to jesus quiñones, an official in the mexican village of carichi, who had been quoted in mexican newspapers as saying this.
ao amin'ny lahatsoratra loharano nanovozana ity vaovao ity dia diso ny filazanay hoe i jesus quiñones , lehiben'ny fokontany ao an-tanàna meksikana ao carichi, no nanambara taminay ny fisian'ny teratany 50 namono tena, satria nisy gazety meksikana nanoratra toy izany koa.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
according to pablex, a journalist and blogger who took the time to read through the whole speech the bishop ulloa gave on august 2, he never mentioned the phrase that the national newspaper la nación attributed to him and which caused the outrage that spurred the walk:
arak'i pablex, mpanao gazety sady bilaogera izay nanokana fotoana namakiana ny kabarin'ilay mpitondra fivavahana ulloa ny 2 aogositra , tsy nolazainy mihitsy ilay fehezanteny nataon'ilay gazety la nación ho azy izay nahatonga fitroarana ka nampahery ilay diabe :
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
beijing spring editor hu ping, in a recent post for rfa, wonders if uighur anger can be attributed to government policies in the region, lists several reasons why that might be and, using the term han chauvinism, concludes that it is.
hu ping tonian'ny beijing spring no namoaka tao amin'ny lahatsorany faramparany ho an'ny radio free asia, raha mifandraika amin'ny politikan'ny governemanta eo an-toerana ny hatezeran'ny oigoro, ka nitanisany ny antony maromaro manamarina izany, sady nampiasany ny fomba fiteny hoe fitiavan-tanindrazana han.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
#dumsormuststop had elements of anti-ndc not in regalia, but the lyrics of some chants attributed #dumsor to jj, attah mills & mahama only. — afro-gypsy god (@wanlov) may 20, 2015 national democratic congress (ndc) is ghana's ruling party, jj is ghana's former president jerry rawlings, atta mills is ghana's former president john atta mills and mahama is the current president.
nahitana mpitolona anti-ndc tsy manao fanamiana ny #dumsormuststop, ny hiaka sasany tamin'ny #dumsor dia navantana amin'i jj, i attah mills ary i mahama irery.
Last Update: 2016-02-24
Usage Frequency: 1
Quality:
Warning: Contains invisible HTML formatting