Usted buscó: sivil (Turco - Malgache)

Turco

Traductor

sivil

Traductor

Malgache

Traductor
Traductor

Traduce al momento textos, documentos y pistas de voz con Lara

¡Traducir ahora!

Contribuciones humanas

De traductores profesionales, empresas, páginas web y repositorios de traducción de libre uso.

Añadir una traducción

Turco

Malgache

Información

Turco

bu sivil ve insani bir olayıdır!

Malgache

ity dia olana iray amin'ny fahatsiarovantena amin'ny maha-olom-pirenena sy ny maha-olona.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

Çoğu kişi ilk defa sivil itaatsizlik eylemine katılmıştı.

Malgache

sambany nandray anjara tamin'ny hetsika tsy fankatoavan'ny sivily ny maro tamin'ireo nanatevin-daharana ny hetsika.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

sivil toplum eylemcileri isis tarafından mahkum edilip katlediliyor.

Malgache

voasambotra ary ampijalian'ny isis ireo mpikatroka mafàna fo avy ao amin'ny fiarahamonim-pirenena.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

hükümetin resmi açıklamalarına göre, polis 59 şüpheli saldırganı vururken, 38 sivil öldürüldü.

Malgache

sivily 37 no namoy ny ainy, ary nitifitra nahafaty olona 59 ahiahiana ho mpampihorohoro ihany koa ny polisy.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

darbeden itibaren 364 gün geçti; en az 428 tutuklu, 124 sivil askeri mahkemede yargılandı.

Malgache

364 andro taorian'ny fanonganam-panjakana, olona 428 farafahakeliny no voasambotra, sivily 124 niakatra fitsarana miaramila

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

bazıları ise üzerinde "sivil" yazan ışıklar taşıyarak temel sivil haklarını talep ettiler.

Malgache

ny sasany mitondra jiro misy soratra hoe "sivily" ao anatiny; mitaky ny zony fototra ara-tsivily.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Advertencia: contiene formato HTML invisible

Turco

suudi sivil ve siyasi hakları birliği üyesi abdullah al-saidi'nin söyledikleri şöyle:

Malgache

araka ny filazan'ny mpikambana iray abdullah al-saidi ao amin'ny fikambanana miaro ny zo sivily sy ny zo ara-politika saodiana:

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

bu sivil uzman bu raporun bilimsel, güvenilir ve doğru olmadığını, ayrıca patlama sebebinin bomba olamayacağını belirten ayrı bir rapor yazdı.

Malgache

nikaroka fanadihadiana hafa ity manam-pahaizana ity mba hanehoany fa tsy avy amin'ny baomba ny fipoahana ary nilaza ihany koa izy fa tsy azo ekena satria tsy siantifika no tsy mendrika inoana ny valim-panadihadiana avy amin'ny zandary.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

bu yürüyüş 50 sivil toplum kuruluşunun desteği, 2001 yılının tekrar yaşanmasını istemeyen sanatçı, medyatik şahsiyetler ve yerel etnik gurupların katılımıyla gerçekleştirilecektir.

Malgache

ilay hetsika dia ireo mafàna fo sy fikambanana sivily manodidina ny 50 teo ho eo no nikarakara azy, nahitàna ny firotsahan'ireo mpanakanto sy olo-malazan'ny filazam-baovao avy amin'ny foko samihafa ao an-toerana izay tsy maniry ny hahita ny hiverenan'ny fifandonana nisy tamin'ny 2001 (fantatra ihany koa tamin'ny hoe ny "antsasa-potoana faharoa" ).

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Advertencia: contiene formato HTML invisible

Turco

bu cumartesi makedonya halkı son günlerde artan olaylara tepki olarak ve eskiden yapılan tüm etnik nefretlerin sivil savaşın habercileri olduğu gerçeğini bir daha hatırlatarak, barış yürüyüşü düzenleyecektir.

Malgache

nikarakara diabe ho an'ny fandriampahalemana tamin'ity sabotsy (17 martsa) ity ireo vahoaka avy amin'ny foko maro ao makedonia ho toy ny fanehoana ny ahiahin'izy ireo fa hoe ireo heloka bevava atosiky ny fankahalàna tato ho ato dia fambara ratsin'ny ady an-trano.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

atnaf'ın insanlara yasalardaki hak ve özgürlüklerini anlamaları için bilgi yaymaya, sivil katılıma ve insan hakları aktivizmine karşı ilgisi zone9 blogu'nu kurmaya yöneltti.

Malgache

ny tena ankafizin'i atnaf amin'ny fanolora-tena mahaolompirenena sy amin'ny fahalianana mampiely vaovao amin'ny olompirenena mba hahatakaran'izy ireo izay lazain'ny lalampanorenana momba ny zon'izy ireo sy ny fahafahana no nahatonga azy niara-nanorina ny blaogy zone9 : ny fankamamiany fatratra ny fikatrohana ho amin'ny zon'olombelona no nandranitra ny fahalianana hiara-manangana izany fikambanana izany.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Turco

"tüm protestoların nedenleri birleşti" sloganı ile 40'ın üzerinde sivil örgüt (öğrenciler hariç) ve yüz binden fazla insan, 'prostestoların protestosu' ile; kurucu bir meclis yoluyla yeni bir anayasa talep etmek için santiago'da toplandı.

Malgache

amin'ilay teny filamatra " hetsiky ny fitakiana rehetra tafavondrona", fikambanana sivily maherin'ny 40 (ankoatra ireo mpianatra ) no nanatevin-daharana ny 'diabe goavana indrindra' izay nifamorian'ireo olona an-hetsiny tao santiago mba hitaky ny fanitsiana lalàmpanorenana amin'ny alalan'ny antenimieran-dalàmpanorenana.

Última actualización: 2016-02-24
Frecuencia de uso: 1
Calidad:

Advertencia: contiene formato HTML invisible

Obtenga una traducción de calidad con
9,571,096,130 contribuciones humanas

Usuarios que están solicitando ayuda en este momento:



Utilizamos cookies para mejorar nuestros servicios. Al continuar navegando está aceptando su uso. Más información. De acuerdo