Réalisées par des traducteurs professionnels, des entreprises, des pages web ou traductions disponibles gratuitement.
a newspaper article featuring derakhshan from 2007.
lahatsoratra an-gazety iray mampiseho an'i derakhshan tamin'ny taona 2007.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
one of the federaciya posters featuring sophia loren.
iray amin'ireo petandrindrina an'i federaciya, misy ilay mpihira malaza sophia loren.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
a glimpse of the himalayan range featuring ama dablam.
topimason'ny tendrombohitra himalaya mampiseho an'i ama dablam.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
proportional representation ballot paper featuring more than 100 parties.
endrika ankapoben'ny vatom-pifidianana izay mampiseho antoko mihoatra ny 100.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
palestinian kid climbs the wall featuring banksy's message.
ankizy palestiniana mihanika rindrindra mampiseho ny hafatr'i banksy.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
here is the full fccj press conference featuring remarks by sugiyama:
indro ny valandresaka iray manontolo tao amin'ny fccj manasongadina ny fanamarihan'i sugiyama:
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
it is possible that someone orders a calendar featuring their relatives.
azo heverina hoe misy ny olon manao komandy fanisanandro ahitana ny havany.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
lebanese stamp featuring the armenian genocide monument in bikfaya, lebanon.
hajia libaney manasongadina ny tsangambato fahatsiarovana ny fandripahana armeniana ao bikfaya, lebanon.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
a mural in tahrir featuring some of the egyptian revolution's martyrs.
rindrina ao tahrir mampiseho ny sarinireo martiora sasany tamin'ny revolisiona ejipsiana.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
his home was iconic, featuring on the country's 100-rupee note.
tena nalaza be io tranony io, ary tafiditra ao amin'ireo sary famantarana ny vola 100 ropia izay an'ny firenena .
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
amnesty international also published a video featuring the victims of the duvalier regime:
namoaka horonantsary ahitana ireo lasibatry ny fitondran'i duvalier ihany koa ny "amnesty international".
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
below are some of the photos featuring the activities conducted by big brother mouse across laos:
ireto ambany ireto ny sasany tamin'ireo saripika manasongadina ny asa nirotsahan'ny big brother mouse nanerana an'i laos:
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
by most accounts, the event, featuring competitors from 19 different countries, was a reasonable success.
raha avy amin’ny tatitra sasany, vita tsara ny seho, izay nampisongadina ireo mpandray anjara avy amin’ny firenena 19 samihafa.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
an excerpt from "my dear papa" featuring images of anwar ibrahim's black eye.
notsongaina avy amin'ny "dada malalako" manasongadina ny sarin'ny mason'i anwar ibrahim nivonto.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
genderstan tells about a magazine prepared by sex workers from different regions of kyrgyzstan and featuring their stories and everyday troubles.
genderstanno miresaka momba ny gazetiboky iray karakarain’ny mpanao firaisana ara-nofo ho anton-draharaha avy amin’ny faritra samihafa ao kyrgyzstan ary anoloran’izy ireo ao ny tantarany sy ny tsindry hazolena mpahazo azy. (ohatra amin’izany ny miasa maimaipoana amin’ny anton-draharahany ho an’ny polisy indroa na intelo isam-bolana).
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
a tv screenshot featuring mohamed morsi surrounded by the egyptian army's top chiefs in the day of his inauguration as president.
pikantsary tamin’ny fahitalavitra, mampiseho an’i mohamed morsi afovoan’ireo tompon’andraikitra ambony ao amin’ny tafika ejipsiana nandritra ny andro nanokanana azy ho filoha.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
an artist supporter of chen created a kfc ad, featuring a cartoon version of chen with the slogan “free cgc.”
nisy mpanakanto mpanohana an'i chen nanangana doka kfc, ahitana sariitatr'i chen miaraka amin'ny teny filamatra hoe "afaho i cgc".
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
a dedicated blog was set up in hours to aggregate content from twitter and youtube, featuring twitter updates and videos uploaded on to video sharing site youtube.
misy bilaogy manokana natsangana hanangom-baovao avy amin'ny twitter sy ny youtube, miaraka amin'ny vaovao farany ao amin'ny twitter sy sary mihetsika navoaka tao amin'ny sita youtube.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
"the humans of _____" concept is a photo project featuring street portraits and interviews of regular people collected from all over of the world.
ny eritreritra notanterahina "the humans of _____" dia tetikasan-tsary manasongadina sarin'endrik'olona an-dalambe sy tafatafa nangonina tamin'olon-tsotra avy amin'ny vazantany efatr'izao tontolo izao.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
an m.i.t. gangnam style parody video has gone viral by featuring one of the world's renowned linguist and activist noam chomsky.
lahatsary fakàn-tahaka ny "gangnam style" avy amin'ny m.i.t no niparitaka be manasongadina iray amin'ireo mpahay momba ny teny sy mafàna fo eto an-tany, noam chomsky.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent