Réalisées par des traducteurs professionnels, des entreprises, des pages web ou traductions disponibles gratuitement.
tsy nisy nahafantatra izay niseho na dia iray aza.
no one know what's happened.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
nahafantatra angamba atoa ambasadaoro fa tsy misy mila ny arahabako.
maybe mr. ambassador knew that my regards would be of no use to anyone.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
tsy nahafantatra aho hoe mahay mihira tahaka izany izy!!!
i didn't know he was such a good singer!!!
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
rehefa nandeha teny ny andro dia nahafantatra hirany maro hafa aho.
as the day progressed i discovered more of his songs.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
maoske ao tacna, nahafantatra ve ianareo hoe misy iray eto aminay?
mosque in tacna, did you know we have one here?
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ireo tanora tsy nahafantatra an’i victor no namelona ireo fahatsiarovana azy.
it was the young people that had not known victor who kept his memory alive.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
fantatry ny pakistane ve hoe fantatry ny amerikana fa efa nahafantatra ry zareo?
did pakistan know that the u.s. knew that they knew?
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
nahafantatra tsara azy aho, efa taona marobe talohan'ny loza nanjo azy.
i knew him in the years prior to his accident.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
rehefa nahafantatra izany aho dia tahaka ny maheno voambolana arabo na aiza na aiza alehako.
now that i am aware, it seems like i hear arabic words everywhere.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
toa tsy nahafantatra mihitsy ilay rangahy hoe olona mpampihatra lalàna anie ireto mibaiko azy haka sisiny.
the man apparently didn't recognize that the people trying to pull him over were law enforcement agents.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
miteny izy fa tsy nahafantatra mihitsy hoe navotsotra i wael ghonim. #jan25 #ghonim
says he has no idea that wael ghonim has been released. #jan25 #ghonim
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
fohy ny andro niainany saingy nanome aingam-panahy ho an'ireo maro nahafantatra azy izy.
he lived a short life but was an inspiration to many who had the pleasure of knowing him.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ilay mananontena dia vehivavy voafitaka tamin'ny fitiavana, izay maty raha nahafantatra fa nanitsakitsaka azy ny vadiny.
the widow was a woman slighted in love, who died when she discovered her husband was unfaithful.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
(nahoana?), dia nahafantatra ny fitiavany ny "zavakanton'ny zava-dratsy ".
(why?), know he is fond of the art of satire.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
ireto no teny faran'ny artista tena mahay izay nahafantatra fa ho faty aloha loatra izy, niaraka tamina asa tsy vita.
they're the last words of a supremely talented artist who knows he is dying very soon, with work left unfinished.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
nahafantatra izany olana izany tamin'ny alalan'ny gazety tao an-toerana i jennifer:
jennifer learned about the problem in the local paper:
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
izaho tsy nahafantatra azy ireo, fa ny reniko sy ny nenitoako no niara-niasa tamin’izy ireo.”
i didn't know them, but my mother and aunt worked with them."
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
@adil_omar:tsy ilaza ho nihaino ny hirany aho, nefa nahafantatra ny toe-pahasalamany sy ny vokany.
@adil_omar:i won't pretend that i listened to his music, but i was well aware of his status and impact.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
azo nialàna mora foana izany raha toa ka nahafantatra mialoha ny fahatapahan'ny herinaratra mba hitadiavany zavatra hafa hasolo azy ny mponin'i phnom penh.
these could easily be avoided if phnom penh residents knew when to expect power cuts, and would hence be able to make alternative arrangements.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
nitony ny saiko rehefa nahafantatra fa tsy nisy naninona ny sri lankey, kanefa etsy andaniny, malahelo ihany ny tenako naheno ny nanjo ireo polisy tao an-toerana.
i got relieved to know that sri lankans are safe, but at the same time, i was sad to hear about the casualties of the local policemen.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :