Apprendre à traduire à partir d'exemples de traductions humaines.
Réalisées par des traducteurs professionnels, des entreprises, des pages web ou traductions disponibles gratuitement.
watu wengi sana walisabishiwa kifo.
olona marobe araka izany no noterena nankany amin'ny fahafatesana.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
dada rishma- umenusurika na kifo.
avotra i bangladesh 17 andro taorian'ilay firodanana.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ninakosa cha kusema kufuatia kifo chake.
tsy ato am-bavako ireo teny hamaritako ny fahalasanany.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
kambodia yaomboleza kifo cha mfalme norodom sihanouk
misaona ny fiambohoan'ny ray mpanjaka norodom sihanouk i kambodza
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
misri yawahukumu kifo wafuasi 529 wa muslim brotherhood
nomelohin'i ejypta ho faty ireo mpomba ny mpirahalahy miozolomana 529
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
hatua hii ni kifo chenu wenyewe cha kisiasa na kijamii
famonoan-tena ara-tsosialy sy ara-politika tanteraka io.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
katika nchi hii, kifo kinaweza kumkuta mtu kirahisi sana.
ao amin'ity firenena ity, tonga mora foana ny fahafatesana.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
mtumiaji facebook skye hernandez alifadhaishwa kusikia kifo cha mandela:
skye hernandez, mpampiasa facebook dia nalahelo mafy nandre ny fahafatesany :
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
soteldo: "tunadai haki kwa kifo cha génesis carmona"
soteldo: "mangataka ny fahamarinana manoloana ny fahafatesan'i génesis carmona izahay"
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
kuepuka kifo huku kwa miujiza kwa begum kuliibua hisia kali miongoni mwa wtu wengi.
nampihetsika ny fon'ny maro ny fahagagana nahavotra an'i begum.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
habari za kifo cha sihanouk zilianza kusambaa wakati wa likizo ndefu ya sherehe ya pchum ben.
nivoaka nandritra ny fialan-tsasatra lavaben'ny fetiben'ny pchum ben ny vaovao momba ny fahafatesan'i sihanouk.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
hata hivyo, tangazo la kifo chake lilipokuja mwishoni mwa juma la jana, lilileta pigo kubwa.
kanefa, ny fanambaràna, rehefa nambara ny alim-ben'ny omaly, dia tena nandona mafy tokoa.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
adhabu ya kifo ndio njia pekee ya kutatua tatizo hili. kila mwanachama wa boko haram hana budi kuuawa kwa kuchinjwa.
tokony ho vonoina ireo mpikambana tsirairay ao amin'ny boko haram
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
anadai kuondoa kipengele cha hukumu ya kifo na kile kilichopendekeza kuwafunga wanafamilia watakaoshindwa kutoa taarifa za vitendo vya kishoga kwenye mamlaka zinazohusika.
nilaza izy fa efa nialana ny sazy famonoana ho faty sy ny fanagadrana fianakaviana tsy mampilaza amin'ny manam-pahefana ny fisian'ny fiarahan'ny lahy sy ny lahy na vavy sy ny vavy.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
mwimbaji lata mangeshkar alitoa salamu za rambirambi kwa familia ya mehdi hassan alipoongea na vyombo vya habari na alisema kuwa kifo chake ni pigo kubwa katika tasnia ya muziki.
nanolotra ny fiaraha-mioriny tamin'ny fianakavian'i mehdi hassan ilay mpihira lata mangeshkar tamin'ny resany ho an'ny media ary nilaza fa fahaverezana be teo amin'ny tontolon'ny mozika ny fahalasanany.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
kwa kumatwa kwa shadrake, suala zima limekuwa siyo la kuhusu adhabu ya kifo, na badala yake limehusu zaidi juu ya wapi msaada kutoka nje ya nchi unapokoma kuingilia kati.
miaraka amin'ny fisamborana an'i shadrake, ny tena fototr'olana dia tsy ny mikasika ny fanamelohana ho faty loatra, fa tena mikasika ny fetra apetra-tsika momba ny fitsabahan'ny vahiny.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ikiwa itatokea, basi siku za ahadi za ndoa kupewa umuhimu unaostahili “mpaka kifo kitakapotutenganisha” zimepita?
raha toa ka hisy tokoa izany, tapitra hatreo ny amin'ireo andro nandraisana ny firariantsoa am-panambadiana ho tena zavatra matotra “ho iray ihany isika hatrany amparam-pofonaina”?
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
... mara tu nilipowekwa chini ya ulinzi nyumbani kwangu na vyombo vya usalama, niliteswa, nilipigwa na kutishiwa kifo...mimi ni mhanga wa unyanyasaji wa utawala huu wa kiislamu.
... vao avy nosamborin'ny mpitandro ny filaminana tao an-tranoko aho, dia nampijaliana, nodarohana ary norahonana hovonoina... iray anatin'ireo niharan'ny famoretana ataon'ny fanjakana islamika aho.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :