Réalisées par des traducteurs professionnels, des entreprises, des pages web ou traductions disponibles gratuitement.
foto - facebook de ye moe.
sary - facebook-n'i ye moe.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ye myat min tuiteó un deseo similar:
tahaka izany ihany koa ny siokan'i ye myat min :
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
el escritor independiente ye du le dijo a radio free asia:
nilaza izao tao amin'ny radio free asia ny mpanoratra tsy miankina iray, ye du:
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ye htut, viceministro de información de myanmar aclaró el informe:
ye htut, ilay visy-minisitra ao amin'ny ministeran'ny serasera ao myanmar dia nanazava ilay tatitra :
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
"ye laodie ailvse" escribió de manera sarcástica:
nanoratra tamim-panesoana i "ye laodie ailvse" hanjary ho toa an'i korea avaratra ve isika?
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent
mientras tanto xiao ye y su socio de negocios xu sheqing están bajo arresto .
nandritra izany fotoana izany, dia nosamborina i xiao ye sy ny mpandraharaha mpiara-miasa aminy xu sheqing .
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ye lwin oo escribió en su blog la historia del origen de cómo fue fundada mandalay:
nosoratan'i ye lwin oo tao amin'ny bolongany ny tantara nahatonga ny fanorenana an'i mandalay:
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
hasta en el cementerio ye way en la ciudad de yangon, se cremaban los cadáveres por lotes sin ninguna identificación.
eny fa na dia hatrany anatin’ny tanim-pasana (cimetière) ao ye way ao an-tananan’i yangon aza dia dorana miaraka tsy nasiam-panadihadiana sahaza azy akory ireo razana.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ye tan, un conocido comentarista financiero, cree que el comportamiento indisciplinado se deriva de la cultura de china continental:
ye tan, mpikirakira fanta-daza ny resaka ara-bola, dia nino fa tarazon'ny kolontsain'ireo shinoa avy ao amin'ny tanibe ilay fitondrantena tsy tia manaraka fifehezana :
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ye htut, vice ministro del ministerio de la información, comentó recordando al público la importancia de resolver los problemas de una manera democrática:
ye htut, minisitra lefitry ny fampahalalam-baovao namoaka lahatsoratra fampatsiahivana ny rehetra mikasika ny maha-zava-dehibe ny hamahana ny olana amin'ny fomba demokratika:
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
lao ye publicó en su microblog sus observaciones sobre el retorno de los maoístas en la concentración contra japón en pekín: los manifestantes maoistas en la protesta contra japón con sus pancartas rojas y retratos de mao.
tao amin’ny bilaoginy, lao ye naneho hevitra mikasika ny fiverenan’ireo maoïsta nandritra ny famoriam-bahoaka manohitra ny japoney tao beijing :
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
("kisa kolera -a ye?" en creole) y menciona los principales síntomas, las causas y la mejor manera de prevenir la enfermedad.
("kisa kolera -a ye?" amin'ny teny kiriolona) ary manasongadina ireo soritraretina fototra, ny antony sy ny fomba tsara indrindra tokony hatao hisorohana ny aretina.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent