Réalisées par des traducteurs professionnels, des entreprises, des pages web ou traductions disponibles gratuitement.
le compagnie di carte di credito si impegnano a compensare pienamente per eventuali perdite e per le spese di riemissione delle carte su richiesta.
tsy maintsy manome toky ireo orinasa mpamoaka ny karatra fa hanonitra feno izay fahaverezana naterak'izany ary hamoaka karatra vaovao indray araka ny fangatahana voarainy.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
se le aziende statali cinesi potrebbero essere privatizzate con franchezza e trasparenza, perchè il governo dovrebbe preoccuparsi del bilancio, dato che le entrate potrebbero compensare il deficit pensionistico?
raha ampitantanina olona tsy miankina amin'ny fanjakana ao anatin'ny fisokafana sy ny mangarahara ireo orinasam-panjakana shinoa ireo, inona ny tokony atahoran'ny governemanta amin'ny tetibolam-panajakana rehefa afa-manentsina ny fatiantoka amin'ny fisotroan-dronono ny vola azo?
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
ho parlato del progetto con numerosi peruviani, calibrando le opportunità che avremmo potuto offrire per compensare le numerose difficoltà che circondano il progetto, e le opinioni politicizzate che girano intorno a qualsiasi tema legato al regime polarizzatore di fujimori... i ricordi del massiccio progetto di sterilizzazione potrebbero non avere ricevuto lo stesso grado di attenzione politica o giudiziaria, come possiamo vedere accade chiaramente con le violazioni "politiche" dei diritti umani.
niresaka momba ny tetikasanay aho niaraka tamin'ireo peroviana isan-karazany, manombana ny fomba mety azontsika atolotra manoloana ny fahasarotana maro mety manodidina ny tetikasa sy ny fihevitra mampiditra politika izay lohahevitra rehetra misy ifandraisany amin'ilay fitondrana mampiadin'i fujimori ... tsy mahazo fifantohana tahaka ny amin'ny sehatra politika na ara-pitsarana tahaka ny fahitantsika mivantana, 'ara-politika' ho fanosihosena ny zon'olombelona aza ny tetikasa fanamombàna ny vahoaka.
Dernière mise à jour : 2016-02-24
Fréquence d'utilisation : 1
Qualité :
Avertissement : un formatage HTML invisible est présent