Da traduttori professionisti, imprese, pagine web e archivi di traduzione disponibili gratuitamente al pubblico.
i feel very disappointed.
mahatsiaro diso fanantenana tanteraka aho.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
areva is disappointed with abhisit:
diso fanantenana amin'i abhisit i areva:
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
or else i'll be very disappointed.
raha tsy izany dia ho diso fanantenana tanteraka.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
on facebook, yatie kay is disappointed with politicians:
ao amin'ny facebook, diso fanantenana amin'ireo mpanao politika i yatie kay
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
pouya is disappointed that khatami does not propose a program.
diso fanantenana i pouya fa hoe tsy nanolotra tetikasa i khatami.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
galbur is disappointed by the reactions of the moldovan officials:
diso fanantenana tamin'ny fihetsik'ireo manampahefana moldovana i galbur:
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
"during high school, mustafa felt so disappointed and unmotivated.
"nandritra ny fianarany tamin'ny ambaratonga faharoa, nahatsiaro diso fanantenana sy tsy mavitrika i mustafa.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
Attenzione: contiene formattazione HTML nascosta
happy because i was not disappointed, happy because he won the mind.
faly fa tsy diso fanantenana, faly satria naharesy lahatra izy.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
i'm disappointed that the above graphic does not show the following:
diso fanantenana aho fa tsy mampiseho ireto zavatra manaraka ireto io sary etsy ambony io:
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
i'm really disappointed at today's amaan ramazan transmission.
tena diso fanantenana tokoa aho tamin'ny fotoanan'ny amaan ramazan androany.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
it is clear that people are disappointed about the missing legal and political reform.
mibaribary fa diso fanantenana ny mponina noho ny tsy fisian'ny fanatsarana ny lalàna sy ny politika.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
doctrine once saw a habal-habal ambulance and got disappointed with the government:
indray mandeha i doctrine nahita ambulance habal-habal ary diso fanantenana tamin'ny governemanta:
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
chai giving birth in the us has disappointed a lot of her fans, with many calling her hypocritical.
nandiso fanantenana ny maro tamin'ireo mpankafy azy i chai niteraka tao etazonia, ka maro ireo niantso azy ho mpihatsaravelatsihy.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
jack lato is disappointed over the president’s failure to promote the welfare of migrants:
jack lato diso fanantenana fa tsy nandray andraikitra mikendry ny hanatsarana ny mahaolona ireo mpila ravinahitra ny filoha:
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
@riotuasikal is disappointed with the protests and questioned their narrow interpretation of indonesian culture:
diso fanantenana tamin'ilay hetsi-panoherana i @riotuasikal ary mitsipaka ny fomba fijery tery ao amin'ny kolontsaina indoneziana:
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
given the popular calls for boycotting the elections, many reformists were disappointed to see khatami go back on his word.
raha jerena ireo antso malaza ho fibodoana ny fifidianana, maro ireo mpandàla fiovàna no diso fanantenana nahita an'i khatami niverina tamin'ny teny nomeny.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
many have been disappointed by the lack of aggression in the meeting of australian pm tony abbott and russia’s vladimir putin.
maro ireo diso fanantenana tamin'ny tsy fahampian'ny fifanenjanana teo amin'ny praiminisitra aostraliana tony abbott sy vladimir poutine an'i rosia.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
as a senior high school student in shenyang, i was quite disappointed with the education department, after receiving this message.
amin'ny maha-mpianatra zokiny ahy eto amin'ny lisea shenyang, somary diso fanantenana ihany amin'ny departemantan'ny fanabeazana aho, taorian'ny naharaisana ity hafatra ity.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
he called it the “chinese tsunami’. a letter writer named disappointed citizen criticized najib:
nantsoiny ho "tsunami shinoa" moa izany. nitsikera an'i najib ny mpanoratra taratasy iray milaza ny tenany ho olo-pirenena diso fanantenana:
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
Attenzione: contiene formattazione HTML nascosta
i do not blame them, i also have been disappointed but i thought and found out that the story did not end because we have lost a battle but not the whole war.
tsy manome tsiny azy ireo aho, na izaho ihany koa za diso fanantenana nefa mihevitra aho ary mahita fa tsy tapitra hatreo akory ny tantara satria mbola tsy resy tamin'ny ady isika na resy tamin'ny ady lehibe akory aza.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità: