Da traduttori professionisti, imprese, pagine web e archivi di traduzione disponibili gratuitamente al pubblico.
they are laden with the silver ornaments.
ataony mivesatra ravaka volafotsy ihany koa.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
it's the marriage season and the ladies show off their ornaments.
vanim-potoanan'ny fampakaram-bady izao ka mamoaka ireo ravaka ananany ny vehivavy.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
artwork by wissam al jazariry the holiday spirit: jingles, christmas trees, and ornaments
taokanto an'i wissam al jazariry ny fanahin'ny fety: lakolosy , hazo krismasy, ary haingo isankarazany
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
at one of the christmas markets in kyiv, in a huge art gallery full of handmade holiday goodies like these tree ornaments.
iray amin'ireo tsenan'ny noely ao kyiv, ao amin'ny toeram-pampiratiana ara-java-kanto lehibe indrindra feno asa tanana momba ny fety tahaka ny ravaka hazo noely.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
that is the work of douma-based artist akram abu al-fawz, who collects missile and rocket shells and transforms them into a wide array of art objects and ornaments.
izany no asan'ilay mpanakanto monina ao douma, akram abu al-fawz, izay manangona ireo balafomanga sy rokety ary mamadika izany ho zava-kanto sy haingo (ravaka) maro isan-karazany.
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità:
anwar al eissa paints a metaphoric ornament soaked in blood, hanging in a freezer, as if depicting the dire freezing conditions many syrians are going through this christmas:
taokanto iray maneho ho hita maso ny kibolabola iray natsoboka tanaty rà ary nahantona tanaty vata fampangatsiahana no nataon'i anwar al eissa, tahaka ny maneho an-tsary ny toe-draharaha mamirifiry diavin'ireo siriana maro tamin'ity krismasy ity :
Ultimo aggiornamento 2016-02-24
Frequenza di utilizzo: 1
Qualità: